Tongasoa tompoko ô
Dia faly miarahaba anareo indray, tongasoa eto @ tranonkalan ny RSM!
Mahafaly anay mpikarakara ny manolotra ny fiarahabana anareo aminy teny Malagasy satria nahatratra dingana lehibe iray indray ny RSM aminy fanolorana ny tranonkala amin'ny tenindrazana: ny malagasy ary amin'ny teny vahiny roa : frantsay ary koa anglisy.
Mandritry ny fitsidihanao eto dia afaka misafidy ny teny tianao ampiasaina eto amin'ny tranonkala ianao. Betsaka ny zava-baovao eto aminy rsmalagasy.com. Misy ny takelaka mikasika ny RSM, ao koa ny torohay momba ny toerana hilalaovana, misy koa ny tsenandresaka izay ahafahanao mitafa sy dinika miaraka @ ireo rehetra mpikambana ao anatin'ity tranonkala ity. Ny fisoratana anarana ato amin'ny rsmalagasy.com no manome anao ahalalana anao izany.
Ny tahirin-tsary koa dia ho avy tsy hoe ela. Koa manasa anao hitsidika matetika ny rsmalagasy.com fa "zay mahavangivangy hono tian-kavana"!
Ny mpikarakara ny RSM
Bienvenue!
Bienvenue sur le site web de la RSM. C'est avec un grand plaisir que nous vous présentons notre site en trois langues différentes: le malagasy notre langue ancestrale puis les langues étrangères : le français et l'anglais.
Durant votre visite vous pourrez naviguer selon la langue de votre choix. Beaucoup de nouveautés ont été intégrés à la rsmalagasy.com. Il y a les articles sur la RSM, il y a les diverses informations sur les lieux du tournoi, il y a aussi le nouveau Forum qui vous permettra de discuter avec les membres de la rsmalagasy.com. Vous pourrez faire cela en souscrivant au site rsmalagasy.com.
Les galeries photos et médias seront aussi bientôt en ligne. Nous vous invitons à nous rendre visite plus souvent sur rsmalagasy.com car il est dit que "zay mahavangivangy hono tian-kavana !» (Celui qui vient souvent entretien l’Amitié )
Nous vous souhaitons une bonne visite sur notre site !
L'équipe de la RSM.
Welcome!
Welcome on the rsmalagasy.com website. We have the great pleasure to welcome you on our trilingual website. Now the malagasy , french and english are available aty anytime of your browsing session.
Many new features were implemented to the rsmalagasy.com, among them the information pages about the RSM , the Forum where you will be able to discuss with the other rsmalagasy.com’s members. In order to do so, you will have to suscribe to the site.
Also the Photo Gallery is on its way, so fell free to visit us more frequently as the malagasy saying “"zay mahavangivangy hono tian-kavana !» ( Frequent visit keep Friendship alive)
The Team RSM.









